|
|
|
|

Entrée1  Rajaobelison Samuël
Mots élémentaires  2  Rajaobelison, 3  Samuël
Partie du discours  4  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  5  Rajaobelison Samuël (1915-) (Zakarandahy) [3.1]
6  Samuël Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; ny mahagaga anefa dia tsy mba manao tàhaka ny ankamaroan'ny poety izy, izany hoe manatsoaka aingam-panahy avy amin' ny zavatra asehony "toa teo ", fa avelany ho anjaran'ny mpamaky izany. [2.314]
Vocabulaire  7  Littérature: auteurs
Ouvrages littéraires  8  Mpanjono
9  Mpikororoka ampombo
10  Ralaikamboty
11  Voninkazo taratasy
12  1957 Fehezam-bary gasy

Mis à jour le 2025/09/12